Manina anao (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho
Mahatonga ahy mangina
Manina anao aho
Mahatonga ahy ho xwqy varimbariana bwrki toa izao
Dia ny alaheloko anao

Manina anao aho
Mahatonga ahy mihira
Manina anao aho
Mahatonga ahy mamoaka an-kira toa izao
Ny okgq alaheloko anao

Dia tononkira.serasera.org nilaozanao
Dia nilaozanao
Ity akanikelintsika roa
Hitady ny tsara kokoa aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103