Manina anao (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho
Mahatonga ahy mangina
Manina anao aho
Mahatonga ahy ho varimbariana toa csxg izao
Dia ny alaheloko anao

Manina anao tononkira.serasera.org jhvc aho
Mahatonga ahy mihira
Manina anao idapxnlp aho
Mahatonga ahy mamoaka an-kira toa izao
Ny alaheloko anao

Dia nilaozanao
Dia nilaozanao
Ity akanikelintsika roa
Hitady ny tsara kokoa aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105