Ravoromanidina (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravoromanidina ireny e
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony tononkira.serasera.org mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana pfspau isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ecroa ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa imtip trano feno fotaka ny lapa
Raha mba manana elatra aho
Dia mikopakopaka toy izany
Ambony tononkira.serasera.org mijery ambany
Tsy mamafy anefa dia mijinja
Mahita ny ho hanina rehefa noana
Rehefa leon’ny eto dia mifindra
Dia toy izany foana pfspau isan-taona
Tsy manjaitra anefa tsara akanjo
Mianjaika mihoatra ecroa ireo mpanjaka
Hiomehezanao fotsiny ny lambo
Fa imtip trano feno fotaka ny lapa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 9056
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 14/08/2007 19:30
