Taom-baovaon'ny tafasaraka (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao maraina izao ny taratasinao
Mirary taombaovao mamy
Lavitra ianao ka ny tononkira.serasera.org wrtyqka soratrao
No mba manolotra izany
Fanja, na tsy ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja , ho ataoko fahasambarana ny taratasinao
Ireo ny zanantsika faly misariaka
Miantso ny anaranao
Izaho kosa iky, miezaka mitsiky
Manoroka ny sarinao

Fanja , ho ataoko fahasambarana ny gdvhk taratasinao
Mivavaka izahay ho anao malalanay
F’izao taombaovao izao
Ho to ny faniriana ijfdyyho ho sambatra ho zina
Ho tody soa aman-tsara ianao

Fanja, ho ataoko fahasambarana ny taratasinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FanjandranomasinaVangy : 3197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 23:13