Taom-baovaon'ny tafasaraka (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao emjeyamb maraina izao ny taratasinao
Mirary taombaovao mamy
Lavitra ianao ka ny soratrao
No mba manolotra izany
Fanja, wjfby na tsy tononkira.serasera.org ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja , ho ataoko fahasambarana ny taratasinao
Ireo ny zmytkeb zanantsika faly misariaka
Miantso ny anaranao
Izaho kosa iky, miezaka mitsiky
Manoroka ny sarinao
Fanja, na tsy ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja , ho ataoko fahasambarana ny taratasinao
Mivavaka izahay ho anao malalanay
F’izao taombaovao izao
Ho to ny faniriana ho sambatra ho zina
Ho tody soa aman-tsara ianao
Fanja, na tsy ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja, ho ataoko fahasambarana ny taratasinao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FanjandranomasinaVisites : 3298
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 10/02/2015 23:13