You are here: home > Tononkira > Fanjandranomasina

Lohataona (Fanjandranomasina)

Faly ianao fa tonga izao ny lohataona
Indro ravo fa ny fo hiala saona

O avia re hiara-paly isika izao
Hikalo hira mahafinaritra
O handeha re hitotorebika injao
Tojo ilay asaramanitra

Mirana aho fa iainanao ny  lohataona
Tsiky vao imolotrao, lohataona

O avia tononkira.serasera.orgre hiara-paly isika izao
Hikalo hira mahafinaritra
O handeha re hitotorebika injao
Tojo ilay asaramanitra

Ho mirana aho fa maminao ny lohataona
Hira vao kaloinao, lohataona

O avia re hiara-paly isika izao
Hikalo hira mahafinaritra
O handeha re hitotorebika injao
Tojo ilay asaramanitra

Mpihira : Fanjandranomasina
Mpamaky : 1000
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 10/02/2015 22:44:26
ID : 7154

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo