You are here: home > Tononkira > Fanjandranomasina

Adinoy aho (Fanjandranomasina)

Adinoy aho ka afoizo indrindra hono
Aza hitsahinao izany lambako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Efa miandry lay havako

Aoka ho faty zany afom-pitia
Tsy hisy intsony ary tTsiky dia ampysy hifoha
Leo aho miady eo an-tokonanao
Tsy himpody intsony ireny taloha

Adinoy aho ka afoizo indrindra hono
Aleveno ho foana ny tantarako
Adinoy aho fa efa nifindra hono
Koseho ao anaty ny anarako

Mpihira : Fanjandranomasina
Mpamaky : 1478
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 10/02/2015 21:55:44
ID : 7150

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo