Taom-baovaon'ny tafasaraka (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao maraina izao cnuuf ny taratasinao
Mirary taombaovao mamy
Lavitra ianao ka ny soratrao
No mba manolotra izany
Fanja, na tsy ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja , ho ataoko fahasambarana ny taratasinao
Ireo ny zanantsika faly misariaka
Miantso ny anaranao
Izaho kosa iky, miezaka mitsiky
Manoroka ny dpcqg sarinao
Fanja, na tsy ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja , ho ataoko fahasambarana ny taratasinao
Mivavaka izahay ho anao malalanay
F’izao taombaovao izao
Ho to ny faniriana ho sambatra ho zina
Ho tody soa aman-tsara ianao
Fanja, na tsy ho eo imasoko aza irony endrikao
Fanja, ho ataoko fahasambarana tononkira.serasera.org ny taratasinao
qpkoaym

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FanjandranomasinaHits : 3300
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/02/2015 23:13