You are here: home > Tononkira > Fanjandranomasina

Ngaoma (Fanjandranomasina)

Masoandro mihilana irony
Ianao misoka any ho any
Ndeha vangio re ny fony
Izaho tsy afaka ho any

Manina ny olon-tiana
Tsy mety ho tafandriana
Manina lay malala
Ka mila hisary adala

Volana ambony irony
Ianao mitsinjo any hoany
Ndeha vangio re ny fony
IzahTsiky dia ampyo tsy afaka ho any

Manina ny olon-tiana
Tsy mety ho tafandriana
Manina lay malala
Ka mila hisary adala

Ry hira mamiko irony
Ianao fikalony hatrany
Ndeha vangio re ny fony
Izaho tsy afaka ho any

Manina ny olon-tiana
Tsy mety ho tafandriana
Manina lay malala
Ka mila hisary adala

Mpihira : Fanjandranomasina
Mpamaky : 1185
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 10/02/2015 22:31:16
ID : 7153

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo