ANJARAKO (Ny Antsa Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny sentom-poko injao tsy mety hangina
Hitarainako aminao, ampahoriana
Mitady haharombaka ahy ymwxxvsf ny hakiviana
Manonja anie ity ranobe, ka mba toneo

Efa nalaim-panahy hanontany rahoviana
Sao lasan’ny hafa avokoa ireo fitahiana
Noferanao handalo izay fifaliana
Tsy fantatro, fa hiandry aho, hatoky anao

Manantena aho Tompo ô fa ianao no aro sy hery
Ianao hanorina fanjakana maharitra rahatrizay
Ka na ho levona aza ny nofoko sy foko
Ho vatolampy sy slejnrpk anjarako ianao mandrakizay

Ny zoky, zandriko, sy ireo nihaviana
Mandà crxyea mahavaky fo, sahy manakiana
hoe angano sy tononkira.serasera.org tantara ny aminao Jeso
O mba iantrao dia hiasao, hanaiky anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0192