Aza Manahy (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. lbhvyx tononkira.serasera.org Aiza (2) ry aiko
    No hahita toa anao
    Tsy misy hafa mahasolo anao
    Tsy mahita tsy misy hatram’izao

Fiv. Aza manahy (2) f’ianao no tiako
        Tsy aiftz misy haharombak’ahy
        Aza manahy fa ianao ihany
        Tsy laing’izany tsy misy fitaka

2. Aoka (2) ho tsapanao fa
     Sarotra ny tsy anilanao
     Atao ahoana ny hahafoy anao
     Tsy haiko izany fa tsy misy toa leyyhyux anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 11302
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 16:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131