Aza Manahy (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aiza (2) ry aiko
No hahita toa anao
tononkira.serasera.org Tsy misy hafa mahasolo anao
Tsy mahita tsy misy hatram’izao
Fiv. Aza manahy (2) cembqy f’ianao no tiako
Tsy misy haharombak’ahy
fkpfg Aza manahy fa ianao ihany
eyxzc Tsy laing’izany tsy misy fitaka
2. Aoka (2) ho tsapanao fa
Sarotra ny tsy anilanao
Atao ahoana ny hahafoy anao
Tsy haiko izany fa tsy misy toa anao.
No hahita toa anao
tononkira.serasera.org Tsy misy hafa mahasolo anao
Tsy mahita tsy misy hatram’izao
Fiv. Aza manahy (2) cembqy f’ianao no tiako
Tsy misy haharombak’ahy
fkpfg Aza manahy fa ianao ihany
eyxzc Tsy laing’izany tsy misy fitaka
2. Aoka (2) ho tsapanao fa
Sarotra ny tsy anilanao
Atao ahoana ny hahafoy anao
Tsy haiko izany fa tsy misy toa anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 11304
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 16:54
