i-Malala (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia tononkira.serasera.org hono, mampijaly ny tia,
Iri-maha ory, indraindray ary dia
Rehefa tsy hita, zahàna satria
Mamelona aina, saina, ny fitia…
Matoky anao aho, hiara-dàlana vdlyx amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy avhyhx ny làlana hodiavina,
Isika dia hifampitantana,
Ho fo iray ihany no hitempo…
Matoky anao aho, matoky anao aho…
Malala, ny antsika tsy mba toy izany,
Rehefa ilaiko, io ianao eo ihany!
Tsy mahatsiaro jaly aho, fenoinao prwjhku fitia
Na eto ianao na any, fa satria…
Matoky anao aho, hiara-dàlana amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy ny làlana hodiavina,
Isika dia hifampitantana,
Ho fo iray ihany no hitempo…
Matoky anao aho, matoky anao…
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara
Iri-maha ory, indraindray ary dia
Rehefa tsy hita, zahàna satria
Mamelona aina, saina, ny fitia…
Matoky anao aho, hiara-dàlana vdlyx amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy avhyhx ny làlana hodiavina,
Isika dia hifampitantana,
Ho fo iray ihany no hitempo…
Matoky anao aho, matoky anao aho…
Malala, ny antsika tsy mba toy izany,
Rehefa ilaiko, io ianao eo ihany!
Tsy mahatsiaro jaly aho, fenoinao prwjhku fitia
Na eto ianao na any, fa satria…
Matoky anao aho, hiara-dàlana amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy ny làlana hodiavina,
Isika dia hifampitantana,
Ho fo iray ihany no hitempo…
Matoky anao aho, matoky anao…
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 4698
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:22
