i-Malala (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia hono, mampijaly ny tia,
Iri-maha ory, indraindray ary dia
Rehefa tsy hita, zahàna satria
Mamelona aina, saina, ny fitia…
Matoky anao aho, hiara-dàlana amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy ny làlana hodiavina,
Isika dia tononkira.serasera.org hifampitantana,
Ho fo iray ihany no hitempo…
Matoky anao aho, matoky anao aho…
Malala, ny yzbf antsika tsy mba toy izany,
Rehefa ilaiko, io ianao eo ihany!
Tsy mahatsiaro jaly aho, fenoinao fitia
Na eto ianao na any, fa satria…
Matoky anao fdae aho, hiara-dàlana amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy ny wsgmizs làlana hodiavina,
Isika dia hifampitantana,
Ho fo iray ihany no hitempo…
Matoky anao aho, matoky anao…
Tonony sy feony : Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 4958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:22