Izy irery (Mireille)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa deungv tononkira.serasera.org tsy eo anie izy iny
Toa lasan’embona aho
Lasa ventso toa tomany lava izao
Mirenireny toa adala tsisy atao
Mitady anao
Efa ela loatra angamba
No niarahantsika izay
Ianao io aza hitako efa leo
Izaho irery ihany sisa
No mitady sbucno ilay fitia
Ilay fitia
Fiverenana(x2)
Izy irery
Izy irery ihany
Izy irery
Izy irery no mba ahy
Toa hadino tsy tsaroany
Irony sangisangy irony
Mangingina toa malomaloka eny aho
Meteza mdoeqwz re mba hampifaly
Ity olonao taloha
Meteza re
Toa lasan’embona aho
Lasa ventso toa tomany lava izao
Mirenireny toa adala tsisy atao
Mitady anao
Efa ela loatra angamba
No niarahantsika izay
Ianao io aza hitako efa leo
Izaho irery ihany sisa
No mitady sbucno ilay fitia
Ilay fitia
Fiverenana(x2)
Izy irery
Izy irery ihany
Izy irery
Izy irery no mba ahy
Toa hadino tsy tsaroany
Irony sangisangy irony
Mangingina toa malomaloka eny aho
Meteza mdoeqwz re mba hampifaly
Ity olonao taloha
Meteza re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MireilleVangy : 15941
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/10/2002 17:11
