Izy irery (Mireille)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rehefa tsy eo anie izy iny
Toa lasan’embona aho
Lasa ventso toa tomany lava izao
Mirenireny toa adala jpiq tsisy atao
Mitady anao

Efa ela loatra angamba
No niarahantsika izay
Ianao io aza vwurzdl hitako efa leo
Izaho jbbfjr irery ihany sisa
No mitady ilay fitia
Ilay fitia

Fiverenana(x2)
Izy irery
Izy irery ihany
Izy irery
Izy irery no mba ahy

Toa hadino tsy tononkira.serasera.org tsaroany
Irony sangisangy irony
Mangingina toa malomaloka eny aho
Meteza re mba hampifaly
Ity olonao taloha
Meteza re

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mireille
Visites : 16084
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 16/10/2002 17:11
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106