Rehefa tia (Badi Jaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no milaza fa mora ny mitia olona iray,
ka ho sambatra rehefa tia.
Ny eritreritra,ny fo tsy mandry fa any fona ny loha, tsy tony raha tsy tafaraka.
Ny maraina aloha toa sambatra,ahita indray 'lay endrikao,
homanina hatramin'ny teny hamalifaliana anao,ka ny anio tsara noho izay hatrizay,hatrizay..
Ref: Ts'isy tsara noho ny mitia fa manova anao ho tsara hatrany izy.
Ts'isy zavatra tsy vitany,na ny miaritra ny hatsiaka ny hafanana..
Fijaliana mampifaly sady manome tsiky no mampitomany.
Ny masoandro mody rehefa hariva no tena sarotra,satry fona hifampitantana.
Toa tsy sahy ny hilaza hoe veloma ianao ka mandrapihaona,mifamihina tsy te hisaraka.
Mbola samy manana ny fiainany,mbola samy tononkira.serasera.org tsy afaka wwxdz tokoa,
any volana any taona ho ampiraisin'ny fo.
Hitambatra ho iray ho mandrakizay. tdrpvy isika roa.
Ref: Ts'isy tsara..
Raha tsy hitohy ny anio
Toky no homeko anao.
Ny ampitso mbola zkzdt hisy,masoandro vaovao, hanoy ny dia ,hifankatia,matokia..
Ref: (*2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Badi JaonaVangy : 2035
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kanto28
Daty : 26/04/2020 22:13