Neny (Badi Jaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o,
Tonga izao lay fotoana natokako ho anao
Dia izao anio izao
Neny o,
Zahay zanakao tsy manadino
N'aiza n'aiza misy pimfs anao
Tsaroanay foana ianao
×2
Ref: Neny o, nihari-pijaliana
eamyyiif Neny o, nikarakara ianao
Neny o, na lehibe reto zanakao
udabksft Tsaroanay foana ny fitiavanao
Neny o,
Ifonako reo tsy nety,
Tsy nety vitako hatramin'izay
Ka nety nankarary fo
Fantatrao zahay zanakao
Mbola mila tononkira.serasera.org lay fitiavanao, lay fitiavanao
Ref: ...
Interlude
Ref: ....
Tsaroanay foana ny fitiavanao} ×3
Tonga izao lay fotoana natokako ho anao
Dia izao anio izao
Neny o,
Zahay zanakao tsy manadino
N'aiza n'aiza misy pimfs anao
Tsaroanay foana ianao
×2
Ref: Neny o, nihari-pijaliana
eamyyiif Neny o, nikarakara ianao
Neny o, na lehibe reto zanakao
udabksft Tsaroanay foana ny fitiavanao
Neny o,
Ifonako reo tsy nety,
Tsy nety vitako hatramin'izay
Ka nety nankarary fo
Fantatrao zahay zanakao
Mbola mila tononkira.serasera.org lay fitiavanao, lay fitiavanao
Ref: ...
Interlude
Ref: ....
Tsaroanay foana ny fitiavanao} ×3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Badi JaonaVangy : 894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kanto28
Daty : 13/11/2022 09:35
