Babonao (Badi Jaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao maraina mifoha
Dia mahita anao eo anilako eo
Ianao 'lay fanilo manazava ny foko,
Mitondra hafaliana ho ahy
Lay fitsikinao mijery ahy
Mambabo avy hatrany ny fo sy fanahy
Mampiseho lay fitiavana efa latsa-paka
Anatintsika ao
Efa nakambana ho iray izaho sy ianao
Tsy noterana fa an-tsitrapo
'Lay fitia mifandanja, tia tena tia
Vonona hiaraka ho Doria
Ref: Lavitra anao za mitomany
Anilanao za falifaly
Tsy fitia sangisangy, imolotra ihany
Zao lazaiko anao izao
Lavitra anao za mitomany
Anilanao za falifaly
Ianao ianao no anjarako eto an-tany
Tsy lainga fa marina izany
Raha mbola shakom eto ambonin'ny tany
Ts'isy hasoloko ny fitiavako anao
Ianao tononkira.serasera.org mameno ny saina (ianao mameno ny saina)
N'aiza n'aiza misy ahy
Tsy afaka hitia olon-kafa intsony aho
F'efa Babonao, babonao.. ouh ouh ouh...
cehd Efa nakambana ho iray izaho sy ianao
Tsy noterana fa an-tsitrapo
kwej 'Lay fitia mifandanja, tia tena tia
Vonona hiaraka ho Doria
Ref: ....
Dia mahita anao eo anilako eo
Ianao 'lay fanilo manazava ny foko,
Mitondra hafaliana ho ahy
Lay fitsikinao mijery ahy
Mambabo avy hatrany ny fo sy fanahy
Mampiseho lay fitiavana efa latsa-paka
Anatintsika ao
Efa nakambana ho iray izaho sy ianao
Tsy noterana fa an-tsitrapo
'Lay fitia mifandanja, tia tena tia
Vonona hiaraka ho Doria
Ref: Lavitra anao za mitomany
Anilanao za falifaly
Tsy fitia sangisangy, imolotra ihany
Zao lazaiko anao izao
Lavitra anao za mitomany
Anilanao za falifaly
Ianao ianao no anjarako eto an-tany
Tsy lainga fa marina izany
Raha mbola shakom eto ambonin'ny tany
Ts'isy hasoloko ny fitiavako anao
Ianao tononkira.serasera.org mameno ny saina (ianao mameno ny saina)
N'aiza n'aiza misy ahy
Tsy afaka hitia olon-kafa intsony aho
F'efa Babonao, babonao.. ouh ouh ouh...
cehd Efa nakambana ho iray izaho sy ianao
Tsy noterana fa an-tsitrapo
kwej 'Lay fitia mifandanja, tia tena tia
Vonona hiaraka ho Doria
Ref: ....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Badi JaonaVangy : 1111
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kanto28
Daty : 13/11/2022 09:22
