Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rehefa tia (Badi Jaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no milaza fa fylh mora ny mitia olona iray,
ka ho sambatra rehefa tia.
Ny eritreritra,ny fo tsy mandry fa any fona ny loha, tsy tony raha tsy tafaraka.
Ny maraina aloha toa sambatra,ahita indray 'lay endrikao,
homanina hatramin'ny teny hamalifaliana anao,ka ny anio tsara noho izay hatrizay,hatrizay..
Ref: Ts'isy tsara noho ny mitia fa tononkira.serasera.org manova anao ho tsara hatrany izy.
Ts'isy zavatra tsy vitany,na ny miaritra pksdlwef ny hatsiaka ny hafanana..
Fijaliana mampifaly sady manome tsiky no mampitomany.
Ny masoandro mody rehefa hariva no tena sarotra,satry fona hifampitantana.
Toa tsy sahy ny hilaza hoe veloma ianao ka mandrapihaona,mifamihina tsy te hisaraka.
Mbola samy manana ny fiainany,mbola samy tsy afaka tokoa,
any volana any taona ho ampiraisin'ny fo.
Hitambatra ho iray ho mandrakizay. isika roa.
Ref: Ts'isy tsara..
Raha tsy hitohy ny anio
Toky no homeko anao.
Ny ampitso mbola hisy,masoandro vaovao, hanoy ny dia ,hifankatia,matokia..
Ref: (*2) cjik

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Badi JaonaVangy : 1909
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kanto28
Daty : 26/04/2020 22:13