NOFY RATSY (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza iczrxyey ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Ho kxbyqu aiko ve ny hanadino irony lasantsika
Ka bbaijivn vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha ...
Ankehitriny, nirodana avokoa.
Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao, tononkira.serasera.org
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy izao.
Aiza ireo teny mamy…
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Ho kxbyqu aiko ve ny hanadino irony lasantsika
Ka bbaijivn vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha ...
Ankehitriny, nirodana avokoa.
Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao, tononkira.serasera.org
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy izao.
Aiza ireo teny mamy…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 6425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 12:02
