NOFY RATSY (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Ho aiko ve mzcromg ny hanadino irony lasantsika
Ka vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha tononkira.serasera.org ...
Ankehitriny, nirodana iydewtu avokoa.
Aiza ireo teny mamy wdgdxo fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao,
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy izao.
Aiza ireo teny mamy…
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Ho aiko ve mzcromg ny hanadino irony lasantsika
Ka vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha tononkira.serasera.org ...
Ankehitriny, nirodana iydewtu avokoa.
Aiza ireo teny mamy wdgdxo fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao,
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy izao.
Aiza ireo teny mamy…
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Thiera BRUNOVisites : 6425
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liva Andribesoa
Date : 27/03/2004 12:02
