NOFY RATSY (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa sqqctszg tsy natao ho ahy lanao ...
Ho aiko ve ny hanadino irony lasantsika
Ka vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha ...
Ankehitriny, nirodana avokoa.
Aiza tononkira.serasera.org ireo teny mamy udgvyvev fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao,
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy piyfunfb izao.
Aiza ireo teny mamy…
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa sqqctszg tsy natao ho ahy lanao ...
Ho aiko ve ny hanadino irony lasantsika
Ka vetso sy tsiahy no hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha ...
Ankehitriny, nirodana avokoa.
Aiza tononkira.serasera.org ireo teny mamy udgvyvev fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...
Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao,
Niserana kanefa nandrotika ny foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy piyfunfb izao.
Aiza ireo teny mamy…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thiera BRUNOHits : 6425
Likes : 0 Like
Created by : Liva Andribesoa
Date : 27/03/2004 12:02
