NOFY RATSY (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve tononkira.serasera.org ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...

Ho aiko ve ny hanadino irony lasantsika
Ka vetso sy tsiahy no uuwsf hany mitanisa.
Ireo fahasambarana niainana taloha ...
Ankehitriny, nirodana avokoa.

Aiza ireo teny mamy fahiny
Nahoana uxelf no mangina ireo molotrao
Saingy tiana ve ka mampijaly
Sa tsy natao ho ahy lanao ...

Zary nenina ato an-tsaiko ny orokoroka natao,
Niserana kanefa nandrotika ny gcwkp foko
Ataoko ahoana re no filaza ny fijaliako
Nilaozanao ho Irery toy izao.

Aiza ireo teny mamy…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thiera BRUNO
Visites : 6219
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liva Andribesoa
Date : 27/03/2004 12:02
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.022