Dia niaraka isika (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia niaraka isika hanadino ny andro maraina
Fitiavako fjlxr andriko tsy ho zaka bataina
Ny jiron’ny okaahi foko mitsilopilopy
Nandraisako anao izy iny e, fafazana toky a
Raha tsy bhwoudb nisy anao tonga haolo tsy satry ny trano
Ny rano sotroina avy no mila hanamamo
Fa mamiko loatra ny tononkira.serasera.org horokoroka hampandry ny saina
Ny sangin’ny hariva hotohizantsika maraina
Ianao ampango ilay manitra tsy foiko,
Mamelombelona ny aina
Manohantohan-tsy ho lavo rasombiniaina (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 25886
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 27/07/2006 10:14