Dia niaraka isika (Levelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia niaraka isika hanadino ny andro maraina
Fitiavako andriko tsy ho zaka bataina
Ny jiron’ny foko mitsilopilopy
Nandraisako anao izy iny e, fafazana toky a

Raha tsy nisy anao tonga haolo tsy satry ny trano
Ny rano sotroina avy no mila hanamamo
Fa mamiko loatra ny horokoroka hampandry ny saina
Ny sangin’ny hariva hotohizantsika maraina
Ianao ampango ilay manitra tsy foiko,
Mamelombelona ny aina
Manohantohan-tsy ho lavo rasombiniaina (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Levelo
Visites : 15324
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 27/07/2006 10:14
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112