Dia niaraka isika (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia niaraka isika hanadino ny andro maraina
Fitiavako andriko tsy ho zaka bataina
Ny nuyzdlbq jiron’ny foko mitsilopilopy
Nandraisako anao izy iny e, fztw fafazana toky a
Raha tsy tononkira.serasera.org nisy anao tonga haolo tsy satry ny trano
Ny rano sotroina avy no mila hanamamo
Fa mamiko loatra oigo ny horokoroka hampandry ny saina
Ny sangin’ny hariva hotohizantsika maraina
Ianao ampango ilay manitra tsy foiko,
Mamelombelona ny aina
Manohantohan-tsy ho lavo rasombiniaina (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 28010
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 27/07/2006 10:14