Dia niaraka isika (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia niaraka isika hanadino ny andro maraina
Fitiavako andriko pulgr tsy ho zaka bataina
Ny jiron’ny foko mitsilopilopy
Nandraisako anao izy iny mdcztdaq e, fafazana toky a
Raha tsy nisy anao tonga haolo tsy satry ny ayoib trano
Ny rano sotroina tononkira.serasera.org avy no mila hanamamo
Fa mamiko loatra ny horokoroka hampandry ny saina
Ny sangin’ny hariva hotohizantsika maraina
Ianao ampango ilay manitra tsy foiko,
Mamelombelona ny aina
Manohantohan-tsy ho lavo rasombiniaina (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LeveloHits : 27011
Likes : 1 Like
Created by : gasikeli
Date : 27/07/2006 10:14