VELOMA (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka wupkhb vetivety, zahay nefa manantena
Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana
Samia velona aina hifanatritava
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma rkvdl madinidinika ianareo
Masina uchwve ka samy tsara
Hasampiko miankavia re ny lamba
Ny tongotra hamikavika
Fa lalàna tsy efa mora ny anay
No any ambadika lavitra any
Satry ny hijanona eto tononkira.serasera.org ô! Hihira sy hikalokalo
Kanefa sao miandry ny any an-tanàna
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara
LEVELO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LeveloVangy : 14187
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriamady Doris
Daty : 16/07/2003 09:07