VELOMA (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka vetivety, zahay nefa manantena
Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana
Samia velona aina hifanatritava
Ny ijcthmwu lalao mbola tononkira.serasera.org ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara
Hasampiko miankavia re ny lamba
Ny tongotra hamikavika
Fa lalàna vwkm tsy efa mora ny anay
No any ambadika lavitra any
Satry ny hijanona eto ô! Hihira sy hikalokalo
Kanefa sao miandry ny any an-tanàna
Ny lalao mbola qrjho ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara
LEVELO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LeveloHits : 14511
Likes : 0 Like
Created by : Andriamady Doris
Date : 16/07/2003 09:07