VELOMA (Levelo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka zllegklt vetivety, zahay nefa tononkira.serasera.org manantena
Fa tsy maintsy gqft mbola hihaona any aoriana
Samia velona aina hifanatritava     
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara

Hasampiko miankavia re ny lamba
Ny tongotra hamikavika
Fa lalàna tsy efa mora ny anay
No any ambadika lavitra any
Satry ny hijanona eto ô! Hihira sy hikalokalo     
Kanefa sao miandry ny any skily an-tanàna
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara

LEVELO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Levelo
Visites : 14963
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andriamady Doris
Date : 16/07/2003 09:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114