VELOMA (Levelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka wyesdd vetivety, zahay nefa manantena
Fa tsy maintsy mbola hihaona any aoriana
Samia velona aina hifanatritava
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika tononkira.serasera.org ianareo
Masina ka samy tsara
Hasampiko miankavia re ny lamba haoiev
Ny tongotra hamikavika
Fa lalàna tsy efa mora ny pvmw anay
No any ambadika lavitra any
Satry ny hijanona eto ô! Hihira sy hikalokalo
Kanefa sao miandry ny any an-tanàna
Ny lalao mbola ho ela, ny diavolan-ko lava
Veloma madinidinika ianareo
Masina ka samy tsara
LEVELO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LeveloHits : 14962
Likes : 0 Like
Created by : Andriamady Doris
Date : 16/07/2003 09:07