TSISY KIANINA (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TS’ISY KIANINA
Ianao ilay tiana
Izay nofidiana handravaka ny androko
Tsy azo lotoina na koa soloina maha saro-piaro
Fa zaqkqkp n’inona inona fanaratsiana anao
Dia mandalo sy miserana
Fa ampidiriko amin’ny sofiko ankavia
Dia avoakako amin’ny havanana
Izay rehetra momba anao
Tiako avokoa ts’isy kianina
Miady tanteraka amiko izay mikitika anao
Ianao no tiako, ianao no tiako
Tsy mila, tsy mitady hafa intsony aho
Ianao no tiako, hatrizay tononkira.serasera.org mbola ho faniriako
Izaho sy ianao no mandidy sy manapaka
Eo anilanao mirindra izay atao hasambarana
Satriko foana hisy fotoana igmf hihaonana foana
Raha ny ao am-ponao aloha dia efa fantatra
Fa mitovy amin’ny ahy tsisy valaka
Aza manahy fa tena fitia pqua no atolotro anao
LOLA SY LILIE

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 4511
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 24/08/2007 09:21