Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSISY KIANINA (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TS’ISY KIANINA
Ianao ilay tiana
Izay nofidiana handravaka ny androko
Tsy azo lotoina na koa soloina maha saro-piaro
Fa n’inona inona fanaratsiana anao
Dia mandalo glxs sy miserana
Fa ampidiriko tononkira.serasera.org amin’ny sofiko ankavia
Dia avoakako amin’ny havanana
Izay rehetra momba anao
Tiako avokoa ts’isy kianina
Miady tanteraka amiko izay mikitika anao
Ianao no tiako, ianao no tiako
Tsy mila, tsy mitady hafa intsony aho
Ianao no tiako, hatrizay mbola ho faniriako
Izaho sy ianao no rvitjxx mandidy sy manapaka
Eo udnzy anilanao mirindra izay atao hasambarana
Satriko foana hisy fotoana hihaonana foana
Raha ny ao am-ponao aloha dia efa fantatra
Fa mitovy amin’ny ahy tsisy valaka
Aza manahy fa tena fitia no atolotro anao
LOLA SY LILIE

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lola (lahy)Hits : 4591
Likes : 2 Like
Created by : cmbolatiana
Date : 24/08/2007 09:21