Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSISY KIANINA (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TS’ISY KIANINA
Ianao ilay pjldkxz tiana
Izay nofidiana handravaka ny androko
Tsy azo lotoina na koa soloina maha saro-piaro
Fa n’inona inona fanaratsiana anao
Dia mandalo sy miserana
Fa ampidiriko amin’ny eqny sofiko ankavia
Dia avoakako amin’ny havanana
Izay rehetra momba zmenuk anao
Tiako avokoa ts’isy kianina
Miady tanteraka amiko izay mikitika anao
Ianao no tiako, ianao no tiako
Tsy mila, tsy mitady hafa intsony aho
Ianao no tiako, hatrizay mbola ho faniriako
Izaho sy ianao no mandidy sy manapaka
Eo anilanao mirindra izay atao hasambarana
Satriko foana hisy fotoana hihaonana foana
Raha ny ao am-ponao aloha tononkira.serasera.org dia efa fantatra
Fa mitovy amin’ny ahy tsisy valaka
Aza manahy fa tena fitia no atolotro anao
LOLA SY LILIE

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lola (lahy)Visites : 4591
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : cmbolatiana
Date : 24/08/2007 09:21