Ho eo akaikinao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola tkbzos hisy foana
Kintana eny an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo znjl ambony hivelatra ombieny
Dia izaho tononkira.serasera.org koa ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko iaiov tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
Kintana eny an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo znjl ambony hivelatra ombieny
Dia izaho tononkira.serasera.org koa ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko iaiov tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 5806
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:43
