Ho eo akaikinao (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola hisy foana
Kintana eny an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo ambony bkuvhlb hivelatra ombieny
Dia gagzzhq izaho koa ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny

Fa raha tany koa tononkira.serasera.org ny tany
Akaiky ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa plom ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 5819
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117