Ny fijerinao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volana anivon’ny alina
Taratra, mambabo fanahy.
Mitahiry, ’rery ny miafina,
Ny tononkira.serasera.org fijerinao, Asa lahy.
Tiako ianao, szuxrmai kdhxmf eny tiako ho zazxxpk doria
Tiako ianao, eny tiako satria:
Raha mandao ahy izao hita izao,
Tokiko ny fijerinao.
Taratra, mambabo fanahy.
Mitahiry, ’rery ny miafina,
Ny tononkira.serasera.org fijerinao, Asa lahy.
Tiako ianao, szuxrmai kdhxmf eny tiako ho zazxxpk doria
Tiako ianao, eny tiako satria:
Raha mandao ahy izao hita izao,
Tokiko ny fijerinao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 14226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/08/2003 15:45
