Ireo andro lasa (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa vao omaly, ireo androm-pahoriana
Nandaozanao ahy ry tiana
Ka zary moana sy mangina

Mampijaly izato fo voarasarasa
Ireo zavatra izay nokinasa
Tsiaro anao ry andro lasa


Nahoana hianao no nandao ka tsy niteny
Raha toa nisy fahadisoako tamin’ireny


Mamelà ny adalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ireo fahiny


Nahoana ianao no nandao ka tsy niteny
Raha toa nisy fahadisoako tamin’ireny


Mamelà ny hadalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ireo fahiny

Ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouhouhouhhh
--------
Rohy:
Hevitra
tiavinamarina ( 04/09/2019 15:44)
Yesterday_The Beatles
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 2238
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tiavinamarina
Daty : 05/09/2019 22:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735