Ho eo akaikinao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola hisy foana
Kintana eny an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia izaho koa ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny ppjlltz tononkira.serasera.org tany
Akaiky oatk ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho jxcusf ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
Kintana eny an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia izaho koa ho tia anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny ppjlltz tononkira.serasera.org tany
Akaiky oatk ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho jxcusf ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lalao RabesonVisites : 5771
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Holy
Date : 13/06/2002 23:43
