Ho eo akaikinao (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola hisy tvhostkg foana
Kintana eny an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo tononkira.serasera.org voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia txuz izaho koa ho tia vjbu anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
Kintana eny an-danitra eny
Ny voronkely koa hihira an-dohataona
hatrany hatrany
Sy ireo tononkira.serasera.org voninkazo ambony hivelatra ombieny
Dia txuz izaho koa ho tia vjbu anao
Mihoatra ireny voary ireny
Fa raha tany koa ny tany
Akaiky ianao na lavitra any
Tsarovy foana fa ny foko tena tia
Dia akaikinao
Ka na ho ritra aza ny ranon’ny tendrombohitra
Ho foana ny voary koa ho moana
Ny fitiavako no hanoloana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lalao RabesonHits : 5819
Likes : 0 Like
Created by : Holy
Date : 13/06/2002 23:43
