HARENAKO (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harenako sy vatosoa ianao
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny tononkira.serasera.org foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona fynzadcl iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lbxzqec lambam-pitia nomeko
Ny foko satria lowwc nekeko
Nomeko ny hoe "ho doria"
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny foko hatrizao
Matoa ny tononkira.serasera.org foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona fynzadcl iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lbxzqec lambam-pitia nomeko
Ny foko satria lowwc nekeko
Nomeko ny hoe "ho doria"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 10610
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 13:53
