dada (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bonpi Tsy hary toy izao mihitsy angamba
Raha tsy noho ianao ry Dada ô!
No niahy sy nikarakara
Ny mahasoa anay

Hirifiry, fijaliana nifafy
Ny onjam-piainana tononkira.serasera.org namely mafy ô!
Raha tsy noho ianao ry Dada
No niahy isanandro

Refrain:
Ny anatra izay nomenao
Aoka tsy hisy ho very maina
Fa fisaorana be dia be
Ho anao ry Dada ô! Malala ô!
Ny Tompo anie no homba anao
Amin'ny androm-piainanao rehetra

Ô ry namako izay diso anjara!
Aza kivy fa any mbola misy ô!
Ilay Ray be Fitiavana avo
No 'lay Ray ijguya tsy manam-paharoa (2x)

Refrain:
Ny anatra izay nomenao
Aoka tsy hisy ho very maina
Fa Fitiavana be bchn dia be
Ho anao ry Dada ô! Malala ô!
Ny Tompo anie no homba anao
Amin'ny androm-piainanao rehetra (2x)

Dada
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara Mahajanga
Vangy : 318
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 07:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035