TSY LAITRA (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho cfryrhwp irery sisa no mijery ity njej toerana mangadihady
Mahatsiaro fa tena very ny herin-tsaina mba hiady
Handresy ny tononkira.serasera.org fisarahana
Izay nateraky ny elanelen-tany
Raha mahita ity ialana, toa kivy ambony ihany

Mbola henoko ilay bitsika manafatra ny aza manadino
Ny masoko toa ditsoka henikiny ccerxn alahelo
Dia sompatra loatra ny vintana izay nampisaraka antsika
Tamin’ity toerana ity nialan’ny fiaran-dalam-by.
hum ...

--------
Rohy:
Hevitra
celia ( 14/10/2015 16:58)
Tiako be ity hira ity e, misaotra an Thiera Bruno. Nanonofy nihira ity hira ity aho alina dia izao mikaroka ny toniny izao sady mihaino.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNO
Vangy : 11596
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 11:47
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0133