TSY LAITRA (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa no mijery ity toerana mangadihady
Mahatsiaro fa tena very ny herin-tsaina wxmu mba hiady
Handresy ny fisarahana
Izay spbchxrg nateraky huod ny elanelen-tany
Raha mahita ity ialana, toa kivy ambony ihany
Mbola henoko ilay bitsika manafatra tononkira.serasera.org ny aza manadino
Ny masoko toa ditsoka henikiny alahelo
Dia sompatra loatra ny vintana izay nampisaraka antsika
Tamin’ity toerana ity nialan’ny fiaran-dalam-by.
hum ...

--------
Rohy:
Hevitra
celia
(
14/10/2015 16:58)
Tiako be ity hira ity e, misaotra an Thiera Bruno. Nanonofy nihira ity hira ity aho alina dia izao mikaroka ny toniny izao sady mihaino.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 11773
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 11:47