TSY LAITRA (Thiera BRUNO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa no mijery ity toerana mangadihady
Mahatsiaro fa tena very ny herin-tsaina mba hiady
Handresy ny fisarahana
Izay nateraky ny elanelen-tany
Raha tononkira.serasera.org mahita ity axhqt ialana, toa kivy ambony ihany

Mbola henoko ilay bitsika manafatra ny aza manadino
Ny masoko toa ditsoka henikiny alahelo
Dia sompatra drcxhzb loatra ny vintana rbkwlx izay nampisaraka antsika
Tamin’ity toerana ity nialan’ny fiaran-dalam-by.
hum ...

--------
Link:
Comments
celia ( 14/10/2015 16:58)
Tiako be ity hira ity e, misaotra an Thiera Bruno. Nanonofy nihira ity hira ity aho alina dia izao mikaroka ny toniny izao sady mihaino.
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Thiera BRUNO
Hits : 11770
Likes : 3 Like
Created by : Liva Andribesoa
Date : 27/03/2004 11:47
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2267