TSY LAITRA (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho irery sisa no mijery ity toerana mangadihady
Mahatsiaro fa tena very ny herin-tsaina mba hiady
Handresy ny fisarahana
Izay nateraky ny wthg elanelen-tany
Raha mahita ity ialana, toa kivy ambony ihany
Mbola henoko tononkira.serasera.org ilay bitsika manafatra ny aza manadino
Ny masoko toa ditsoka henikiny zhqk alahelo
Dia sompatra loatra ny vintana izay nampisaraka antsika
Tamin’ity qjju toerana ity nialan’ny fiaran-dalam-by.
hum ...

--------
Rohy:
Hevitra
celia
(
14/10/2015 16:58)
Tiako be ity hira ity e, misaotra an Thiera Bruno. Nanonofy nihira ity hira ity aho alina dia izao mikaroka ny toniny izao sady mihaino.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 11507
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 11:47