Toerana iray (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony ndeha mba ho aiza ianao ?
Mba hampisava ny lanitra ambony, avia re mba lazao
Sao dia mba misy tononkira.serasera.org toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany

Voro-manidina irony tsy hfrl mba fantatrao
Raha dsui mba utms ny faniriany dia ny hanaraka anao
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany

Voro-manidina irony ndeha mba ho aiza ianao ?
Mba ?hampitony ny fony, avia re mba lazao?
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0202