Toerana iray (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voro-manidina irony ndeha mba ho aiza ianao ?
Mba hampisava ny lanitra ambony, avia re mba tononkira.serasera.org lazao
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany

Voro-manidina irony reokdd tsy mba fantatrao
Raha mba ny faniriany dia ny hanaraka anao
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany

Voro-manidina irony ndeha mba ho aiza ianao ?
Mba ?hampitony ny msmhh fony, avia re ljteluz mba lazao?
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107