Toerana iray (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
guhx
Voro-manidina irony ndeha tononkira.serasera.org mba ho aiza ianao ?
Mba hampisava ny lanitra ambony, avia re mba lazao
Sao dia mba misy toerana iray hono epcwp any ho any
Tsisy alahelo tsisy tomany
Voro-manidina irony tsy mba fantatrao
Raha mba ny faniriany dia ny hanaraka anao
Sao dia mba misy toerana iray hono any ho any
Tsisy alahelo aekm tsisy tomany
Voro-manidina irony ndeha mba ho aiza ianao ?
Mba ?hampitony ny fony, avia re mba lazao?

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kelly RajerisonHits : 2079
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 17/07/2018 12:04